Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana rehetra
Hampiditra ohabolana
4711.
Vady tiana k'aza vambaina
Iantra1
4712.
toy ny fitiavana tsy hita fototra ka mahafanina ny tsy tia
Rapha
4713.
Raha mahafaty tsy ambara valy
roscarb
4714.
misoko toa ny ranom-panala ny tsiny an-koditra vao mahangoly
tiphen
4715.
Izay voa manodidina
tovolahy007
4716.
Zara mokary ankavoria: ze fa nihina tsy homa koa
roscarb
4717.
Komondron'ny Masikoro, an'oro an'oro koa!
roscarb
4718.
Sandely Betania: tsy mandiny ela fa tonga de pan....
roscarb
4719.
Tipaky antakin'anake: tsy maharary fa mahafaty
roscarb
4720.
Ze mampirafy lehiroa manan-kanàna
roscarb
4721.
Zaho tojy azy, ie kea mba nahita ty teany
roscarb
4722.
Mpamarakin'ny Toliara io lehiroa ka tsy miroro haly
roscarb
4723.
Tambazo ty mpamosavy lafa tsy namono hamelon'anake
roscarb
4724.
Tsy ilako valin'olo, zaho mana ty ahy
roscarb
4725.
Tea fisa-meso voho fery
roscarb
4726.
Longo tea tsy atao raty
roscarb
4727.
Valin'ny fongiky fongaky
roscarb
4728.
Ny ialia-kilongoa
roscarb
4729.
Mpivaly mialy: rombo hariva, mpilongo maraindray
roscarb
4730.
Alin'ny mpivaly tsy ilira anatiny
roscarb
4731.
Tsy namboleko voànio, halako ty raha ela
roscarb
4732.
Manambady ny tsara tsiriritindry zalahy, manambady ny ratsy ihomehezandry zalahy
beloha
4733.
Raha tsy misy ny tongotra tsy mandeha ny olona
mazavalooh
4734.
Tsintsina mitondra vonim-bero ka ny eran'ny vava no entina
mbelo
4735.
ravin-tapia tian-dandy ka tsara fanahy sitrak'olona
mbelo
4736.
ny fasana hono miandry mahazo, ny olombelona miandry tsy fidiny
mbelo
4737.
anao aho ka mora, fa raha anon'olona aho dia sarotra
sissia
4738.
Ny hazo no voatoratoraka dia noho ny voany
marozevo
4739.
Tsy misy dondrona toy ny kisoa, fa rehefa tezitra manondro molotra.
marozevo
4740.
Tsy misy lehibe toy ny vato, fa rehefa tsy miteny, anaovan'ny vorona maloto.
marozevo
Voalohany
Mialoha
156
157
158
159
160
Manaraka
Farany
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0228