Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana rehetra
6352.
Ny fanahy no maha olona
6353.
Hatanorana voninkazo
6354.
Solofo dimbin'ny ala
6356.
Ny ahiahy tsy ihavanana
6357.
Kofehy manaram-panjaitra
6358.
Mandria ivohon'ny vato!