Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 53 - 72 amin'ny 72
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
72
26/06/09
Fotsimbary tsy ilaozan'akatatra, tanàna tsy ilaozan'adala [Rajemisa 1985]
maeva74
71
16/09/05
Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana.
sorom
70
17/09/05
Izay adala no toa an-drainy.
jentilisa
69
17/09/05
Ny adalan'ny olona ihomehezana fa ny adalan'ny tena itafian-damba.
jentilisa
68
20/09/05
ny hendry mody voky, ny adala manesika ihany.
jentilisa
67
20/09/05
Manandrifindrify tahaka ny tenin'adala
jentilisa
66
20/09/05
Vorona azon'adala, na tsy maty aza mifohafoha volo
jentilisa
65
20/09/05
tafasirin'adala, ny lasa ihany no averimberina
jentilisa
64
28/09/05
Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana
JMR
63
28/09/05
Aza miady amin'ny adala
JMR
62
06/10/05
Adala mandoror trano : ara-dalàna ny firehetany
Mandefitra
61
12/10/05
adala vady reny anaka ka mirakitra amin-karon-doa-body.
ftma
60
12/10/05
adala nomen-tanan'ondry: na hosoloina hofany aza tsy mety.
ftma
59
24/10/05
Tafasiry amin'ny adala, ka ny lasa ihany no averimberina
zouzou
58
24/10/05
adala toy ny zokim-bomanga, ka ny lehibe indray no hosenan-davenona
zouzou
57
24/10/05
raha adala lohaolona, dia adala vahoaka
zouzou
56
24/10/05
Toy ny soabakaka miaraka aman-tsahahona, ka ny lehibe no adala
zouzou
55
29/01/07
Ny adalan'ny hafa iomehezana fa ny an'ny tena tafian-damba
latina
54
31/01/07
manana ny adala maha tezi-tarehy
latina
53
31/01/07
Manandrifindrify ohatra ny tenin'adala
latina
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.6654 seconds