Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3
# Daty Ohabolana Nampiditra
3 29/09/05 Adin'akoholahy vorombato, ny iray torotoro, ny iray disadisaka. jentilisa
2 30/09/11 akoholahy mitelin-koto: raha mahay mitelina dia tohan’aina; raha tsy mahay mitelina, dia singotry ny lela. itaramasoandro
1 27/05/13 Herim-po very maina toy ny akoholahy antitra nanenji-bavy vao tanora...(vantotr'akoho vavy) ka ny raha tsy azo moa ny tena misoháka sempotra....!!! sylvoalias