Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -11 - 8 amin'ny 8| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 8 | 17/09/05 | Trafon-kena ome-mahery, am-bava homana am-po mieritra | jentilisa |
| 7 | 11/02/06 | Ny tehina entin-dray aman-dreny, ny teny entin-joky, fa ny entana entin-jandry | marozevo |
| 6 | 11/10/06 | Halihalin-daja, mandavo olom-be | SENATERA |
| 5 | 29/01/07 | Hianareo no natao masoivoho, hidin-trano miantoka ny alina. | latina |
| 4 | 29/01/07 | ianareo no natao ala hikirizana, vato hifaharana | latina |
| 3 | 29/01/07 | Hianareo no natao valala fiandry fasana, vorompotsy tsy mandao omby. | latina |
| 2 | 08/10/10 | "Ny manta ambilany mila mpahandro, ny masaka an-tokonana mila mpandoatra, ny voaloatra an-dovia mila mpampandroso." | soanja |
| 1 | 01/01/70 |