Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 22/09/05 | Mihevera tsara fa ny andro iray no tsy tanty | jentilisa |
| 5 | 23/09/05 | Ny andro hihaonana toa zato | jentilisa |
| 4 | 23/09/05 | Andro iray toa zato | jentilisa |
| 3 | 26/09/05 | ny arivolahy tsy maty indray andro | jentilisa |
| 2 | 01/10/05 | ny lainga mampisolantsolana andro ilazana, fa mampivalomainty andro ifanatrehana. | jentilisa |
| 1 | 09/09/10 | Vilona alain-takariva, na dia tsy malazon'ny andro aza, mantsasaky ny alina. | soanja |