Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7
# Daty Ohabolana Nampiditra
7 20/09/05 angady ondry sy reniakoho, izay mananda no resy jentilisa
6 27/04/07 Mindrana angady lohan-taona, ka maniraka ny tompony hiasa aivetinakely
5 27/04/07 Kamovavy mindrana angady ka aza mahita anie aho aivetinakely
4 02/01/08 mindrana angady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa elyzo
3 09/04/08 Ny angady no asesiky ny zarany, ny ny rano atosiky ny vato, fa ny olombelona entanin'ny fahendreny. aivetinakely
2 09/09/10 Akohovavy maneno, ka ny loza ho an'olona lazainy,fa ny angady hitomboka ny lohany tsy fantany. soanja
1 08/10/10 Tsy fidin'ny angady ny hitrandraka ny andrian-tany, fa asesiky ny zara raharaha. soanja