Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -11 - 8 amin'ny 8
# Daty Ohabolana Nampiditra
8 21/09/05 Izy mivady no misaraka, ny ankizy no kamboty velon-dray aman-dreny. jentilisa
7 21/09/05 izy mivady no miady, ka ny ankizy no voailakilaka sy voa tehamaina jentilisa
6 21/09/05 ny ankizy no manao ny tsy mety ka ny ray aman-dreny no afa-baraka jentilisa
5 21/09/05 Bibilava azon'ankizy ka tsy tanana handrangotra na tongotra hitsipaka jentilisa
4 30/09/05 Tsingeringerin'ankizy ka ny lehibe avy no fanina. jentilisa
3 24/10/05 mamy kely ohatran'ny zanaka zouzou
2 24/10/05 valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza zouzou
1 08/09/10 Ankizy nilaozan-tsakaiza ka milalao vovoka irery. soanja