Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7
# Daty Ohabolana Nampiditra
7 20/09/05 Mireheka amin'ny be tsy anananana tahaka ny vadikelin'Antananarivo jentilisa
6 22/09/10 Madio midina, toy ny andevo manasa lamban'Antananarivo. soanja
5 26/09/10 Sisi-hazon' Antanamalaza, mahitsy ihany fa tonotononana; sisi-hazon'Antananarivo, sady soa no arahim-bankona. soanja
4 15/06/13 Trano ben 'Antananarivo ka izay mahavita aloha manenina chantrire