Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny -9 - 10 amin'ny 10
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
10
16/09/05
Ny teny toy ny atody, raha foy manan'elatra
hery
9
20/09/05
ny teny toy ny atody raha foy manan'elatra
jentilisa
8
22/09/05
Hoy ny akoho mikotrika: nokobaniny tany am-poto-tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany.
jentilisa
7
24/09/05
Atody makakoa latsaka an-dalana, samborina izy maty ny ray; avela izy, maty ny reny.
ftma
6
29/01/07
atody tsy afindra reny, ro tsy afindra vilany
latina
5
07/12/07
Tsy ny atody lamokany handoto ny rivotry ny mpianakavy, fa ny atody foy efa zary zanany, mikiokioka vao hary elatra.
aivetinakely
4
09/09/10
Atody fito fototra, tsy ilaozan'izay ho lamokany.
soanja
3
09/09/10
Manao atody mafana ila.
soanja
2
05/09/11
Ataovy toy ny fanolotra atody ka atolotra mbamin'ny akorany
aivetinakely
1
05/09/11
Akoho nikotrika atodim-borona ka niongo-bolo amin'ny tsy ho an'ny tena
aivetinakely
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0351 seconds