Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -17 - 2 amin'ny 2| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 2 | 21/09/05 | Aza manao toy ny masoandro any atsinanana, ny avo ihany no itaingenana fa manaova toy ny masoandro any andrefana, izay mivoha varavarana tsidihina avokoa. | jentilisa |
| 1 | 09/09/10 | Fakam-bolontsangana aho mitaingina ny avo. | soanja |