Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 20/09/05 | ny tapany ihany no mikobana | jentilisa |
| 6 | 20/09/05 | manao azy tsy ho tratry ny aloka ka tratry ny alok'akoho. | jentilisa |
| 5 | 20/09/05 | Aza miavo-tsy feno toa tain-delo: mbola tsy feno ka efa manamorona | jentilisa |
| 4 | 25/09/05 | Aza manao fitia mifono avona | hery |
| 3 | 30/01/07 | Harabaina, tsy mahalala; tenenina, dia tezitra | latina |
| 2 | 27/09/07 | Omena tsy tia, koa avy eo vao aiza ny ahy teo! | ilanto |
| 1 | 27/09/07 | Rehefa inao ve no misioka dia omby iray tanety, farehefa ny olona dia kery iray lohasaha. | ilanto |