Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -4 - 15 amin'ny 15
# Daty Ohabolana Nampiditra
15 21/09/05 ny fofony no anjarany tahaka ny banga nahandro hoditra. jentilisa
14 27/09/05 Banga manoaka, hita mbamin'ny havokavony JMR
13 01/10/05 Banga misioka rivotra fotsiny JMR
12 30/01/07 Aza mihambom-po bnga nify, ka tsy mitondra miso mandeha latina
11 30/01/07 banga very antsy, ka ny kenda no ampoizina latina
10 30/01/07 banga sendra vomanga, ka mifanena amin'ny antonona azy latina
9 30/01/07 Ilay banga manao solo-nify: afa-kenatra eo am-pihomehezana, fa latsa-dranomaso eo am-pihinanana latina
8 30/01/07 aza mitaitay ny banga, fa hoditra no ifanekerana latina
7 12/05/07 Aza manararaotra tahaka ny banga mihomehy alina. aivetinakely
6 24/12/07 Samy bangaridana mifanoroka hono hoe ka de tsy misy ny kaiki-dela fa de finonoana no ady ao. sylvoalias
5 26/02/08 Aza manararaotra tahaka ny banga mihomehy alina. aivetinakely
4 02/12/09 Manararaotra ohatran'ny banga mihomehy alina Ratianakel
3 09/09/10 Banga mihinam-boatavo ka tsako tokana ihany. soanja
2 09/09/10 Banga mihinan-kitoza ka tsirony no ilaina kanefa ny ivy indray no raraka. soanja
1 09/09/10 Banga mihinan-trafon-kena ka lasa tsy antonontonona. soanja