Lisitry ny ohabolana

Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7
# Daty Ohabolana Nampiditra
7 21/09/05 Bibilava azon'ankizy ka tsy tanana handrangotra na tongotra hitsipaka jentilisa
6 21/09/05 bibilava sy olona ka samy taitra sy samy mitsoaka jentilisa
5 21/09/05 manantena ny halavany tahaka ny bibilava misambotra androngo jentilisa
4 21/09/05 bibilava vonoin'olona: tsy hosotroin-dro tsy hohanim-bentiny fa ankasomparana fotsiny izao. jentilisa
3 02/09/10 Bibilava ela niforetana, ka hitsotra ho hitan'ny olona. soanja
2 25/09/10 Tetegna ambenan'akoma: raha bitika be raha miambina. soanja
1 25/09/10 Fandrik'akanga nahavoa mandotra: vandan-tsy izy. (Ohabolana BETSIMISARAKA) soanja