Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 43 - 62 amin'ny 62
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
62
13/09/05
Toy ny osivavy somorina : ny lova tamin-dray tsy avela, ary ny hetra tamin-dreny tsy diso.
hery
61
13/09/05
Vitsika nahazo valala : tonga ny entana fa ny vava no tsy omby
hery
60
13/09/05
Aza manao toy ny jorery : ny feo mampita lohasaha, fa ny tenany tsy ampy indraim-bava.
hery
59
13/09/05
Tsy mba ny rambony hanamavo ny vodiny aho, fa ny lelany hanamandina ny trafony
hery
58
13/09/05
Sorohitra mitaingina ambony antsoro, ka ny malemy ihany no tsindriany.
hery
57
13/09/05
Mirediredy ho lambolahy, fa rehefa mahita ampombo malemy, miketraka ho reni-kisoa.
hery
56
16/09/05
Aleo enjehin'ny omby masiaka toy izay enjehin'ny eritreritra
vale
55
21/09/05
Raha mety ny atao, sahobakaka aza mampidi-dranon-ketsa
hery
54
29/09/05
Namono biby tsy nahafaty ka ifoteran'ny rambony.
jentilisa
53
02/10/05
Ny biby tsy manan-doha tsy mandeha
jentilisa
52
10/10/05
Tsy mahalala biby afa tsy ny sahona
mandrindra
51
10/10/05
Miriorio foana toy ny angidina ka any ankady no hiafarana.
mandrindra
50
17/10/05
Nanaonao foana ohatra an'ANDRIAMANITRA nanao voay
hery
49
17/10/05
Na fy aza ny amalona ny lela tsy atao jono.
hery
48
25/10/05
totozy sy voalavo : iray volo, fa tsy iray raharaha
zouzou
47
25/10/05
papango amam-borona : iray toerana, fa samy hafa faniry
zouzou
46
26/01/07
Mitoto vary diavolana maka fanahy ny akoho
latina
45
29/01/07
Matoky ody voalavo va ianao no manao hena an-joron-damba?
latina
44
29/01/07
Miandry ondry zato, miambina omby arivo, ka tsy ilaozan'izay mania.
latina
43
30/01/07
Totozy sy voalavo: iray volo, fa tsy iray raharaha
latina
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0437 seconds