Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 02/05/09 | Mandeha roa salahain'olombelona, mandeha irery salahain-Janahary. | aivetinakely |
| 2 | 08/09/10 | Tsy ny sakafo any no maharaikitra ny dia , fa ny veloma atao. | soanja |
| 1 | 09/09/10 | Tsikirity momba fody, ka tsy tompon-dia fa mpanaraka. | soanja |