Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -6 - 13 amin'ny 13| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 13 | 19/09/05 | Sikidy mila voa tsy hary mampandihy ny marary | jentilisa |
| 12 | 24/10/05 | ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada sarotra hianarana | zouzou |
| 11 | 24/10/05 | mandihy tsy torahan-damba | zouzou |
| 10 | 22/04/09 | Mpandihy lava volon-kelika, mahay mahazo tsiny, tsy mahay mahazo fosa. | aivetinakely |
| 9 | 09/09/10 | Mandihiza rahitsikitsika hianaranay amin'ny fararano. | soanja |
| 8 | 26/09/10 | Toy ny dihy heverina, ka raha miampy kely dia raikitra. | soanja |
| 7 | 26/09/10 | Aza mirehitra amin'ny antsan'olona. | soanja |
| 6 | 26/09/10 | Salamanga mandihy irery, ilaozan-kitehaka, tsy hisy handihy; ilaozan-kandihy tsy hisy hitehaka. | soanja |
| 5 | 26/09/10 | Mandihy maina tsy enin'amponga | soanja |
| 4 | 26/09/10 | Tsinjak'Izakasoa, ka samy mila ho azy. | soanja |
| 3 | 26/09/10 | Aza mandihy am-piringa toa vorondolo. | soanja |
| 2 | 26/09/10 | Aza mandihy eo an-tampon'ny antambo. | soanja |
| 1 | 04/10/10 | Mampandihy zaza balagna: hafa gny mampandihy an'azy ka hafa gny zahany. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |