Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 07/10/05 | Aza mitsentsitra toa dinta homan'omby. | jentilisa |
| 4 | 07/12/07 | Aza mitsentsitra ny hafa ohatra ny dinta. | aivetinakely |
| 3 | 01/08/08 | Manaiki-droa lany tahaka ny dinta, ka maty mora tsy ananan'olona antra. | aivetinakely |
| 2 | 06/04/09 | Manaiki-droa lany tahaka ny dinta. | aivetinakely |
| 1 | 02/09/10 | Mihinan-dany roa toy ny dinta ka mampirafy raharaha. | soanja |