Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 15/05/06 | ny tarehy no ratsy ka ny volo no aolan-kolana | rindraintsoa |
| 5 | 20/09/06 | Ny tarehy no ratsy ka ny volo no aolankolana. | mikavao |
| 4 | 03/10/06 | Raha volombava tsy hanendrika, ahetreo ho volotratra | Rainivao |
| 3 | 26/09/10 | Toy ny sahondra ambony vato, ka endrik'izay itoerany. | soanja |
| 2 | 26/09/10 | Ratsy tarehy handeha hilanona, ka maraina ihany no izy. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Ratsy tarehy ambinin-doza, ka mirakaraka volo vao tsara. | soanja |