• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 36 - 55 amin'ny 55
# Ohabolana Nampiditra
55 tsy hidera vady mahay mandihy aho fa eo ny sandriny hilaza azy. jentilisa
54 ny zanak'omby tsy ampianarin-domano. jentilisa
53 Reniakoho nopahon-tsintsina, tsy tezitra fa gaga nalaina
52 Mitana ny efa, toy ny mpanjaitra tsy mahay latina
51 Mandia tany naleha hoatra ny fanoron'ny tsy mahay latina
50 amalon'Imoriandro aho, ka tsy hain-jaza tsy haim-behivavy latina
49 Didian-tsy ary somàka; faritana tsy ary voatana (na tsy mitovy) latina
48 Ataonao ho katsaka ve aho ka hiteraka an-tehezana? latina
47 toy ny tsy mahatafy tena: ny tena mba te-hitafy ihany, fa ny sain-kanao no tsy misy latina
46 Miady lalana imaso toy ny rarin'ny mpianatra latina
45 matokin-damba vinidy, ka mivaro-damba natao latina
44 Fatra-pitady ny tsy hita, ka manary ny hita maso latina
43 Fatra-pitady ny hofany, ka manary ny tenany be latina
42 fatra-pitady fitia mba hanampy, ka manary ny mby an-koditra latina
41 hafahafa fitia sifotra, ka ny taviny no ariana latina
40 hafahafa toa sifotra, ka ny tamenany indray no ariana latina
39 Aza mitondra hodi-nato miantsinanana latina
38 aza mitarika hazo an-tendrony latina
37 aza manaraina misy vary latina
36 aza mandrefy hazo mitsangana latina
 1 2 3 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.2075 seconds