Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -10 - 9 amin'ny 9| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 9 | 17/09/05 | NY akoho no tsy naniry nify, tsy nahandry ny andro zoma | jentilisa |
| 8 | 21/09/05 | Izay maharitra vadin'Andriana, izay tsy maharitra vadin'i Kotokely | JMR |
| 7 | 22/09/05 | didimaso asiam-panafody ka mahareta fa hanana ny soa | jentilisa |
| 6 | 17/10/05 | Sotro ranon' alika farany vao misy ventiny. | hery |
| 5 | 13/01/06 | aleo miaraka lavitra @olona anakiray tohizay tsy misy fihafarana @olona be dia be | Enouf |
| 4 | 12/10/07 | Ny akoho no tsy nanidina hono, tsy naharitra ny andro zomà . | ilanto |
| 3 | 25/02/08 | Didimaso asiana ody, mahareta fa hihavian'ny soa | niryna |
| 2 | 16/05/08 | Vao maika very fotoaana ireo izay tsy mahandry tantana | niryna |
| 1 | 01/01/70 |