Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 17/09/05 | Izay sahy maty mifono lambamena | jentilisa |
| 5 | 27/09/05 | Izay mahasahy maty no mifono lambamena | JMR |
| 4 | 27/09/07 | Ambava tsy mila, fa am-po taralila. | ilanto |
| 3 | 21/04/09 | Izay sahy maty ihany no mifono lambamena | niryna |
| 2 | 21/04/09 | Raha mety ny atao, ny saobakaka aza mampidi-dranoketsa, fa raha tsy mety kosa ny atao, ny tain'omby aza mampianjera | niryna |
| 1 | 09/01/12 | la engao aho ho terake amany hoy ny tsaboketsa, toy izay zaho tsy hitsaboky | DEDAKE |