Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 19/09/05 | mifohaza dieny malaina fa rehefa mazoto tsy afaka intsony. | jentilisa |
| 3 | 25/09/05 | Tsy misy mafy tsy laitry ny zoto | hery |
| 2 | 25/09/05 | Mandehana dieny malaina, fa rehefa mazoto tsy afaka intsony | hery |
| 1 | 25/09/05 | Antoandro faka ronono ka nilaozan'ny omby nihahaka | hery |