Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 17/09/05 | Faniriana an'olombelona zaka an'Nanahary | jentilisa |
| 4 | 17/09/05 | Aza teren-ko masaka toa voalobo-jaza. | jentilisa |
| 3 | 25/02/08 | Tokony hitondra elo izay maniry ny orana ho avy | niryna |
| 2 | 25/02/08 | Ny vavy Ranirina, ny lahy Ratsimisitoazy | niryna |
| 1 | 06/04/09 | Namboarina nitovy ny olona fa ny faniriana ao anaty no tsy itovizany | niryna |