Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 30/09/05 | ny fanompoana tahaka ny endim-boanjo: ny madinika ihany no may. | jentilisa |
| 2 | 26/09/10 | Lany aloha hoatra ny sakafon-doholana. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | " Raikitra tery izaho" hoy ilay voa bala tamin'ny feny, " fa afaka ho borozano aho raha tonga". | soanja |