Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 22/09/05 | Fatra-pitady ny tany tsy misy fasana ka sendra izay homan'olona | jentilisa |
| 4 | 27/09/05 | Halaviro hoatran'ny fasam-bao | JMR |
| 3 | 10/12/07 | Madio ivelany ohatran'ny fasam-bao | niryna |
| 2 | 04/10/10 | Ny fasana, Andriamanantena; fa ny olona kosa, Andrianantenaina. | soanja |
| 1 | 04/10/10 | Tiatia ny takona , ka diso ny avaratry ny fasana. | soanja |