Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 05/05/07 | Tombon-dalana ny lasa, fa lalan-kiarahana ihany. | niryna |
| 5 | 20/07/07 | Raha tsara ny atao, sahobakaka aza mampidi-dranon-ketsa, raha ratsy ny atao, ny tain'omby mivadika aza mampianjera | niryna |
| 4 | 15/09/07 | Trano-bongo misy ronono ka sarotra atao malahelo | niryna |
| 3 | 24/09/07 | Izay adala no toa an-drainy ary ny zafikely taha-draibe. | niryna |
| 2 | 29/09/07 | Izay sondrian-tory amin'ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra | niryna |
| 1 | 12/10/07 | Tsy ahy ny lelo ka aiko ny manisina | niryna |