Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 9 - 28 amin'ny 368
# Daty Ohabolana Nampiditra
28 04/08/11 Raha tiana ho tody ny lakana itàna,ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy,tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana,ny alarofatra no anontaniana! zokieva
27 02/09/11 Raha olona iray no tsy tia, hitoto koba aho hatavy; Raha olona maro no tsy tia, hisotro tangena aho ho faty ravomahandry
26 05/09/11 Aza atao fitia ranon-trambo, be fiavy fa mora ritra aivetinakely
25 05/09/11 Ataovy fitiavan-dandy ka ao anatiny manatevina aivetinakely
24 29/09/11 Haingo diso an'Iarivo, eny Ambatolampy vao mametaka kiraro! mianjy
23 29/09/11 Tanora tsy miby, tsy mibà; efa antitra vao mikopila kopà! mianjy
22 30/09/11 izay manoro làlana mahitsy, mamindra aina. itaramasoandro
21 26/10/11 Aza mifampidera vady mahay mandihy, fa aoka ny sandry no hitsara azy. hajaxy
20 03/11/11 Mpangalatra nahafaty Mpamosavy ka matin'olon-dratsy ny olon-tsy vanona RAINIJE
19 05/12/11 Manampoiza ra-voantay,fa teny ambony vato ny ankizy no nangery! sejianis
18 01/01/70
17 05/12/11 Rangahibe naka rafy, ka mampitondra ny tsy eran'ny aina! sejianis
16 01/01/70
15 12/12/11 Toy ny sakay ao anaty tavoahangy ny fiainana,izay nohaninao anio no havoaka rahampitso. niryna
14 12/12/11 Ataovy toy ny toetr'andro ka na iza manome tsiny dia tsy miova izy. niryna
13 01/01/70
12 01/01/70
11 01/01/70
10 12/12/11 Aza matory tsy manana eritreritra niryna
9 09/01/12 na haiko aza ny fanafodim-balavo, de zaho tsy hamehe hena an-tsiky DEDAKE
First  < 16 17 18 19 >