• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 11
# Daty Ohabolana Nampiditra
11 13/09/05 ny vava tsy atao be fa ny iverenana @ no sarotra hanta77
10 28/06/07 Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina;Fa izay manaraka ny olom-poana ho voky alaheko kosa. niryna
9 01/10/07 Ny vavolombelona marina milaza izay hitany fa ny vavolombelona ratsy kosa milaza lainga niryna
8 21/04/09 Ny adalan'ny olona hihomehezana fa ny adalan'ny tena kosa tafian-damba niryna
7 02/09/10 Anatsinahy lavitra olona ka antitra ampijorana. soanja
6 02/09/10 Tsipolitra ka antitra vao tia sangy. soanja
5 02/09/10 Ny fandrotrarana no nandavo, ka ny tahalaka no haetry. soanja
4 02/09/10 Tain'angely, ka samy mailika izay eo ambaravarany. soanja
3 02/09/10 Raha olona iray no tsy tia dia mitotoa koba hatavy, fa raha ny be sy ny maro no mankahala dia misotroa tsingala ho faty. soanja
2 02/09/10 Voalavo latsaka an-ketona, ka halavoana leo ihany fa ny akoralava no tsy laitra. soanja
1 02/09/10 Ny lalana afaky ny voalavo afaky ny totozy, fa ny lalana afaky ny totozy tsy afaky ny voalavo. soanja
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0947 seconds