Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 15/09/07 | Aza aseho ny nifinao rehetra raha tsy efa manaikitra hianao. | niryna |
| 6 | 20/10/07 | Ny sasany miteny hoe feno an-tsasany ny vera misy rano, ny sasany miteny hoe tsy am-py an-tsasany ny rano | niryna |
| 5 | 04/10/08 | Izay tonga aloha tompon-dasy | niryna |
| 4 | 04/10/08 | Izay mamatotra ny tenany no voafatitra | niryna |
| 3 | 04/10/08 | Izay mitondra ny soavaly avo toerana dia mitondra azy hianjera avo dia avo | niryna |
| 2 | 04/10/08 | Raha indray mandeha no tsy nahomby, mamerena indray | niryna |
| 1 | 01/01/70 |