Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny 98 - 117 amin'ny 117
#
Ohabolana
Nampiditra
117
Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona : hatonina, manalavitra, halavirina manatona
hery
116
Ny olombelona toy ny embok'akondro : raha manondro ny lanitra, iray ihany, fa raha miondrika, samy manana ny lafiny.
hery
115
Aza manao fihavanan-karena, ka tomany handratra ny sasany
hery
114
Ny fihavanana toy ny raty: raha henjanina, tapaka; ary raha ketrahina miboraka
hery
113
Ataovy fitia landihazo: ka ny madilana tentenana, ary ny maito tohizana.
lanto
112
Ataovy fihavanam-bava sy tanana : raha marary ny tanana mitsoka ny vava, raha marary ny vava misafo ny tanana.
lanto
111
Aza manao fitia rano trambo : be fihavy fa mora lasa.
lanto
110
Miditra amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny makarakara
tomgas
109
Tanan-kavia sy havanana, izay didi-maharary. Trano atsimo sy avaratra, izay tsy mahalen-kialofana
hery
108
raha tohina ny aty marary ny afero
jentilisa
107
Ny fihavanana tsy azo vidiana
McFy
106
Ny fihavanana toy ny fasam-bazimba ka izay mandrava aloha no kely ila
McFy
105
Ny fihavanana ohatra ny landy, maty isika ifonosana, velona itafiana, ka ny madilana arahim-panondro
McFy
104
Fitia tsy mivaly mahafohifohy saina
McFy
103
Raha maty aho matesa rahavana, raha maty rahavana matesa ny omby.
jentilisa
102
aleo mifanao sarotra hihavanana amin'ny ela toy izay mifanao mora hiadiana amin'ny farany
jentilisa
101
Ny ratsy fo tsy mba manan-kavana.
ftma
100
Raha revom-potaka, rano no manala; raha revon-teny, vava no manala; raha revon'alahelo, ny havana no itarainana.
ftma
99
Maloiloim-pihavanana va ianao?
McFy
98
ny fihavanana dia rano be mamono afo
ftma
1
2
3
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.7645 seconds