Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 12 - 31 amin'ny 31
# Daty Ohabolana Nampiditra
31 29/09/05 Rafotsibe nita rano izay mahasoa ataon'Andriamanitra zanita
30 01/07/06 Tsy mandidy alohan'Andriamanitra aho, fa izay zara-vintana lolohavina tia
29 29/01/07 Avo fijery ny andriamanitra, ka mahita ny takona latina
28 29/01/07 Andriamanitra tsy tia ratsy latina
27 29/01/07 aleo meloka amin'olombelona, toy izay meloka amin'Andriamanitra latina
26 29/01/07 Andriamanitra tsy an'ny irery latina
25 29/01/07 Ny tany vadiben-janahary: mihary ny velona, manotrona ny maty latina
24 29/01/07 Ny iray tahitathin'olombelona, fa ny iray tahitahin'andriamanitra latina
23 29/01/07 Mandeha irery, sahalain'andriamanitra, mandeha roa, sahalain'olombelona latina
22 29/01/07 aza manao an'Andriamanitra azo am-po mandrakariva. latina
21 29/01/07 Na dia manarona akoho aza, raha mby amin'ny omen'Andriamanitra dia manana. latina
20 29/01/07 Za mandidy alohan'Andriamanitra toy ny mpanotrika akoho. latina
19 29/01/07 Tsy mandidy alohan'andriamanitra aho, fa izay zara-vintana lolohavina. latina
18 29/01/07 aza manao vava azon'Andriamanitra latina
17 29/01/07 aza mandika ny soan-janahary latina
16 29/01/07 Tarehy ratsy nataon-janahary, ka tsy vanon-kisaronan-doha. latina
15 29/01/07 Ny papelika no maro vava, mitana ny hafatry ny ntaolo latina
14 29/01/07 Ingorofotsy mitono sahondra, ka bokan'ny nataony latina
13 29/01/07 Tafitohina mandon-tavy ka merika ny andro latina
12 29/01/07 Sendra mandalo Ramaka, ka may ny tanĂ na latina
 1 2 >