Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -8 - 11 amin'ny 91| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 11 | 01/01/70 | ||
| 10 | 01/01/70 | ||
| 9 | 01/01/70 | ||
| 8 | 01/01/70 | ||
| 7 | 01/01/70 | ||
| 6 | 01/01/70 | ||
| 5 | 01/01/70 | ||
| 4 | 03/08/11 | Ombin-tsarety mitondra henomby,ka lasa vinany ny fiainan-koavy! Voaforona t@ 2009 | zokieva |
| 3 | 04/08/11 | Raha tiana ho tody ny lakana itàna,ny tevin-damosiny aloha no zahàna; raha tiana hateza ny lamba tinafy,tsongoy ny tenony fandrao tsy mafy; raha tiana hateza ny fanambadiana,ny alarofatra no anontaniana! | zokieva |
| 2 | 25/09/11 | aza manao masoandro avy atsinana ka ny avo ihany no taingenana; fa manaova masoandro avy andrefana ka izay mivoha tsidihana avokoa. | itaramasoandro |
| 1 | 30/09/11 | izay manoro làlana mahitsy, mamindra aina. | itaramasoandro |