Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 13/09/05 | Aza manao kitapo hamelana ny lolompo, na hadivory hasiana ny fitaka | hery |
| 6 | 17/09/05 | mandefona ivoho tahaka ny sakaiza manody | jentilisa |
| 5 | 20/09/05 | ny toky fitaka, ny atao no hita | jentilisa |
| 4 | 06/02/07 | totofany lainga ka dia miaritra ihany, ilazany ny ampitso lava ka dia miramirana | latina |
| 3 | 10/12/07 | Ny alika aza tsy mahazo fitahina ka maika fa ny olona. | niryna |
| 2 | 19/04/09 | Aza mba mamitaka jamba fa ny Tompo no miady ho azy. | aivetinakely |
| 1 | 22/04/09 | Mpamitaka tahaka ny lehilahy te-hampirafy, milaza tsy manana kanefa efa folo anaka. | aivetinakely |