Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -11 - 8 amin'ny 8| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 8 | 18/09/05 | Fitia tsy mivaly mahafohifohy saina | McFy |
| 7 | 21/09/05 | aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika. | jentilisa |
| 6 | 30/09/05 | Fitia tany, velona irezarezana, maty itsilanesana | jentilisa |
| 5 | 11/10/07 | Ny fitia anie toy ny ketsa ka afindra vao mihatsara | tsila |
| 4 | 07/11/08 | manambady lehilahy be vonto manahy ny andro ho hariva | pitiny |
| 3 | 29/01/09 | Adala ny tia ka ny tompom-bady no hafarana | aivetinakely |
| 2 | 30/09/11 | fitia miara-maniry, ka raha lany ny anao dia lany koa ny azy. | itaramasoandro |
| 1 | 30/09/11 | valala ela nanidina folak’elatra: raha mahafoy ahy mba foiko. | itaramasoandro |