Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 5| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 17/09/05 | Aza manao havana raha misy patsa | jentilisa |
| 4 | 17/09/05 | Fanambadiam-boalavo ka samy mikepoka izay azony | jentilisa |
| 3 | 18/09/05 | Vomanga an-kady; amidy vola tsy lafo, atakalo vary tsy foy | McFy |
| 2 | 18/09/05 | Rafotsibe kendam-bomanga ka matin'ny nasesiky ny tanany | hery |
| 1 | 01/01/70 |