Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny -4 - 15 amin'ny 15
#
Ohabolana
Nampiditra
15
ny fitiavana iray afaka mizara ho an'olona maro fa ny fitiavana ny iray tsy azo zaraina ho an'olona roa
kent
14
Raha mpifankatia tsy miresaka, hono, very ny androan-tokom-pitiavana.
marozevo
13
Aiza izy zany toa bé volombolony tsy hitako akory ny ateviny molony
rafozanasket
12
Ny fitia toy ny ketsa, afindra vao miroborobo
Kwasi
11
aza asesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ny ranonorana ho avy.
latina
10
Aza manao tsinay homan'aty.
niryna
9
Ny fitiavana toy ny lambamena ka faty no hisarahana.
niryna
8
Miarahaba mamba, tsy fitia fa tahotra.
ikalamako
7
Aza atao toy ny fitia varavarana, ka tiana ihany fa atositosika
rtol
6
very aho malalako, notaizaiko ho saka kanefa lasa kary
Rajordri
5
Sempotra amin'ny zavatra tiany toy ny mpandihy andavenona.(ka aleo maty toy izay hiala maina).
sylvoalias
4
Kokokokon'akoho hoe ka tsy hanina hahavoky fa kosa voninahitra ifanomezana
sylvoalias
3
Izay tia tsy mihaino resaky ny any ivelany.
aivetinakely
2
Izay tia rafozana mitsinjo ny rahampitso, izay malay vady mandrava ny androany.
aivetinakely
1
Miaina tsy misy fitiavana toy ny vonikazo tsymisy fofona
Blazao
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.4727 seconds