Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 220 - 239 amin'ny 239
# Daty Ohabolana Nampiditra
239 13/09/05 Ataovy fitia landihazo: ka ny madilana tentenana, ary ny màito tohizana. hery
238 15/09/05 Mahita ny akanga tsara soratra ka hanary ny akoho taman-trano? jentilisa
237 15/09/05 aza manao fihavanam-bato ka tapaka tsy azo atohy intsony. jentilisa
236 16/09/05 Sahirana amin'ny zavatra tsy an-tena toy ny akoho nitarika zana-gana! jajaf401
235 17/09/05 indray mandeha ve no manta vary dia handevin-tsotrobe jentilisa
234 17/09/05 Hazo sy vorona, izay manina no manatona jentilisa
233 18/09/05 Ny teny malemy maha mora harena McFy
232 18/09/05 Maty manao soa izy, mandefitra vao vaky loha McFy
231 20/09/05 mpitadi-bato tsy mihoraka very ny androatokon'aina. ary mifankatia tsy miresaka very ny androatokom-pitiavana jentilisa
230 20/09/05 Mifankatia tsy mifamarafara ka ady no iafarany jentilisa
229 22/09/05 mpisakaiza toa mpiombon-dray, mpifankatia toa mpiombon-dreny jentilisa
228 22/09/05 Zavarin'ny fitia manantombo ka intelo miarahaba ihany jentilisa
227 22/09/05 Ataovy fitian-dranon'erika: madini-pihavy fa mahatondra-drano jentilisa
226 22/09/05 mifankatia amin'amalona; nony sendra tia nabolilany jentilisa
225 22/09/05 tsy tia maro toa mpamosavy jentilisa
224 22/09/05 tsy tia tsy tia nefa tsy manidy trano jentilisa
223 22/09/05 Aza atao filan-draha tsy mahita na fiatontana raha resy ny havanao. jentilisa
222 23/09/05 raha mahay manan-droa fa raha tsy mahay votso-droa jentilisa
221 24/09/05 Fitia lamban'akoho, aina no fetra LouAnne
220 25/09/05 Aza manao fitia mifono avona hery
 1 2 3 >  Last