Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 281 - 300 amin'ny 320
# Daty Ohabolana Nampiditra
300 25/09/05 Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona : hatonina, manalavitra; halavirina, manatona hery
299 25/09/05 Mifankatia amin'ny amalona : ka nony sendra tia, nabolilany hery
298 25/09/05 Aza atao fitia varavarana, tiana ihany fa atositosika hery
297 26/09/05 Tsy ampy ketsa mivezivezy, ny very ondry manara-morona. jentilisa
296 05/05/07 Aza mitsipa-doha laka nitana niryna
295 28/09/05 Vato natsindry ahazana ka tsipy no valim-pitia JMR
294 29/09/05 saro-tiavina toa landy mohaka jentilisa
293 30/09/05 Tsy tia aho e tsy tia aho e, nefa ny ao am-po mitaralila JMR
292 30/09/05 fitia savony, tiana fa avalana rano. jentilisa
291 30/09/05 Fitia tokonana, tiana fa dikadikaina ( hitsakitsahina) jentilisa
290 30/09/05 Amin'Andrianampoinimerina ny ranomasina no valam-parihy. Ny antsika kosa ny fofon'aina no fetram-pitia. jentilisa
289 30/09/05 Ikalamomba tsy tian-dahy ka maty vao Ramalala jentilisa
288 30/09/05 Tsy mahavaly fitia toa zaza jentilisa
287 01/10/05 ny anambadian-kiadanana jentilisa
286 07/10/05 Ataovy fitia voatavo : raha lena atao laoka, raha maina atao siny ary raha vaky atao toham-baliha hikalokaloko isan' andro Mandefitra
285 25/10/05 mifankatia tsy mifamarafara : ady no farany zouzou
284 31/01/06 faly sahirana toy ny lehilahy mampirafy ka mihinana roa vao jejo maso dadou
283 15/02/06 anao aho ka mora, fa raha anon'olona aho dia sarotra sissia
282 25/07/09 Ny fo miangoty, ny saina mandinika, samy manana ny filàny avy aivetinakely
281 25/07/09 Ny fo miangoty, ny saina mandinika, samy manana ny filàny avy aivetinakely
 < 1 2 3 4 >  Last