Fanoroam-pejy
Hiditra
Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Nampidiriko
Samihafa
Lisitry ny ohabolana
Hitady ohabolana
Ok
Mampiseho ny -2 - 17 amin'ny 437
"Toy ny ravi-maitso nolalovan'ny fanday ny fitiavantsika roa"
miisa03
Sira voanjo ny agnatse, ka ijay vaky ro mamy
novy
Ny fitiavana toy ny afo,mandoro raha kasihana,ary manafana raha sendra andro mangatsika
Haraldtohaina
Oento any refa tsy foy sao hamoizako ny aiko.
uneféelanableurose
Ny fitiavana vary ahahy ka maina vao alanona
Ajnal
Tana mian'ala, ka tsy vahiny amin'ny lokon'ny voahary
lehsabotsy
Aza ny ahakelin'ny maojany no jerena, fa ny haben'ny lohan-jaza havoakany
lehsabotsy
Ny teny toy ny taokan-jaodahy kely tsy mahafa-po be mamoaka ny aty
lehsabotsy
Ny fanambadiana tsy ferin'alika ka ho vitan-delaka, ary tsy tranon-kala ka ho vitan'ny vody
lehsabotsy
Aza atao fitia paraky ka atreho am-bava ihany
nalsonrazakariasa2015
Aza Mijery Ny Haratsiany ,Fa Ny Hatsarany No Jerena.
avoss Jah
Mbola Mahery Ny Fitiavana,nony Ny Sandry.
avoss Jah
Na De Tsara Ny Mahafinaritra,tsy Mahasolo Ny Mahasoa.
avoss Jah
Raha Ny Lanitra Manga, Tsara Ny Andro
avoss Jah
Ny toky fitaka fa ny atao no hita
tiana2017
Boloky lahy homam-boatseva ka mamy ny etsy fy ny ery
tiana2017
"nahita akanga tsara soraka; ka nanary ny akoho tama an-trano"
ramiandrisoa_jean_marc2018
First
<
20
21
22