Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 13/09/05 | Aza manao ganagana lahy : ny mitari-dalana indray no mihakely feo. | hery |
| 5 | 30/04/07 | Ganagana mitety bainga, ny tratra mangana ny hanina tsy azo. | aivetinakely |
| 4 | 07/12/07 | Tsy mety ny manao toy ny ganagana, ka ny lahy hitarika indray no kely feo. | aivetinakely |
| 3 | 09/09/10 | Ganagana mandro samy manao izay tiany. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Ganagana entina amin'ny tendany. | soanja |
| 1 | 09/09/10 | Rano natondraka eny an-damosin'ny gana. | soanja |