Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -13 - 6 amin'ny 6| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 6 | 29/01/09 | Tsara fitafiana mianjaika tahaka ny goaika, manintona ny maso fe sady ratsy sakafo no maloto fofona | aivetinakely |
| 5 | 09/09/10 | Goaika tsy atoro tanim-boanjo. | soanja |
| 4 | 09/09/10 | Goaika maneno am-panidinana, ka mampidera feo eny an-danitra. | soanja |
| 3 | 09/09/10 | Fambara loza ny goaika tokana eny alohan'ny lalana izorana. | soanja |
| 2 | 09/09/10 | Tsy mifoha alohan'ny goaika. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Akanjon-goaika, ka vita fony kely. | soanja |