Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 15/09/05 | Aza mandihy am-piringa toa vorondolo | Fanja1 |
| 2 | 15/09/05 | Ny kibo no be eritreri-dratsy, ka ny vava no mahazo loza | Fanja1 |
| 1 | 15/09/05 | Ny homana aza misy diso (na raraka) | Fanja1 |