• Serasera
  • Namana
  • Tononkira
  • Tononkalo
  • Radiovazogasy
  • Antsary
  • Bizna

Fanoroam-pejy

  • Fandraisana
  • Handray email
  • Amin'ny takelakao
  • Fanoroana
  • Soso-kevitra
  • Fanazavana kely
  • Fidirana

Ohabolana

  • Hampiditra ohabolana
  • Lisitry ny ohabolana
  • Lisitry ny sokajy

Lisitry ny ohabolana

Search ohabolana
Mampiseho ny 21 - 40 amin'ny 40
# Ohabolana Nampiditra
40 Aza manao fihavanan-karena, ka tomany handratra ny sasany hery
39 Tsy nisy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany; ny harena mila vintana ka raha tsy anjara, tsy tonga. lanto
38 Miditra amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny makarakara tomgas
37 Trano bongo misy ronono ka sarotra atao (hoe) malahelo. jentilisa
36 Anaran-tany no Ambohimanambola fa ny manana ihany no manana ftma
35 Ny teny malemy maha mora harena McFy
34 Manantena ny efa azo ka tsy mandray ravin-dena jentilisa
33 Tanora ratsy fihary, ka antitra vao ratsy laoka hery
32 Manaram-po fahazaza, ka maka kitay fotsy volo hery
31 Mirediredy toy ny andrian-dany harena hery
30 Lany harena, lany haingo hery
29 Raha lany harena, lany haingo hery
28 Aza manao fo milafin-karena hery
27 Ny teny malefaka mahamora harena jentilisa
26 Izay azo avy amin'ny makarakara dia hivoaka amin'ny kiloadoaka JMR
25 mpandany ny azo tahaka ny zaza mpandova jentilisa
24 Izay mahari-monina tonga efa-dahy jentilisa
23 Aza manantena haren-drahalahy. jentilisa
22 Azaz midera harena, fa nitera-dahy zouzou
21 Rafotsibe naka harena ; hidina toa tsy hahazo, nahazo toa tsy mahazaka zouzou
 1 2 > 
Concept and Design © Serasera.org: Eugene Hery  RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.5522 seconds