Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 29/01/07 | aza manao kitapo hamelana lolompo, na hadivory hasiana ny fitaka. | latina |
| 2 | 16/03/07 | Manao fihavana-molotra, tezitra vao mifanatona | jlambout |
| 1 | 26/09/10 | Aza magnagno havignira-masoandro. (Ohabolana BETSIMISARAKA) | soanja |