Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -6 - 13 amin'ny 13| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 13 | 13/09/05 | Ny handrina no tsy maniry volo, ny henatra. | lanto |
| 12 | 14/09/05 | toy ny vay ankandrina ka sady marary no mahamenatra | chipie1 |
| 11 | 18/09/05 | Lolo fotsy mitonon-tena ka matin'ny nahiam-pony | McFy |
| 10 | 18/09/05 | Izy main'ny afo natsangany | McFy |
| 9 | 19/09/05 | Ny henatra mampiova ny tarehy | McFy |
| 8 | 20/09/05 | ny kely no manaiky manaiky amin-tahotra; ny lehibe no manaiky manaiky amin-kenatra | jentilisa |
| 7 | 22/09/05 | Tia ihany ka saro-kenatra? | jentilisa |
| 6 | 28/09/05 | Tongom-bakivaky sady mahamenatra no maharary | JMR |
| 5 | 29/09/05 | ny hena masaka no mahavelona, ny hena-maso no mahafaty | jentilisa |
| 4 | 01/10/05 | tsy menatry ny handositra tahaka ny kary | jentilisa |
| 3 | 24/10/05 | ny hena-maso tsy mahavelona, fa ny hena masaka no mahavelona | zouzou |
| 2 | 24/10/05 | tsy mety raha tsy mena-milahatra toy ny nify sosona | zouzou |
| 1 | 24/02/09 | Menatra ny nanaiky tahaka ny vady vao hiatrik'asa. | aivetinakely |