Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 20/09/05 | ny hendry mody voky, ny adala manesika ihany. | jentilisa |
| 3 | 20/09/05 | Mpitovo mananatra ny manana, hendry ka tsy manan-ko an'ny tena | jentilisa |
| 2 | 27/09/05 | Hovalahy tsy hendry ka zaza-hova vao hilavo-tena | McFy |
| 1 | 03/11/05 | Mpatsaka mahay mikabary, hendry ihany fa ambanin'ny tany. | jentilisa |