Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Lisitry ny ohabolana
Search ohabolana
Mampiseho ny -4 - 15 amin'ny 15
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
15
22/09/05
Teny zato, kabary arivo, fa iray ihany no marina
McFy
14
25/09/05
Arivo teny, zato kabary ; faran’ ny teny ifanatrehana
hery
13
29/09/05
Ny adin-kabary toy ny dontany sy kapotandroka
jentilisa
12
07/10/05
aleo kapohina an-dalana toy izay resy an-kabary
jentilisa
11
24/10/05
Mpikabary maloto nify, ny fiasana indray no tsy diovina
zouzou
10
14/02/09
Kevoka tahaka ny tovolahy mikabary ka very ny androantokon-kevitra.
aivetinakely
9
20/04/09
Kabary ambony vavahady, ny mpanao pôlitika no mahazo aloha.
aivetinakely
8
20/04/09
Kabarin-tsaka, tso-drano no ifanomezana.
aivetinakely
7
22/04/09
Kabary am-panambadiana, raha mahay voninahitra lolohavina, raha tsy mahay tsiny mandra-maty.
aivetinakely
6
25/09/10
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. (Ohabolana BETSIMISARAKA)
soanja
5
01/01/70
4
01/01/70
3
08/10/10
"Ny voanjo ambolena misy an-toriny, ny landy aira misy an'isany, ny vary jinjaina misy amboarany, ny hisatra fehezina misy an-dambany, ny voasary voasana misy hasiny, ny akondro iray reny misy ankolafiny, ary ny savony amidy misy antsipirihany." Hainteny momban'ny varotra na fifandaminana. Ampiasaina matetika amin'ny kabary fangataham-bady.
soanja
2
08/10/10
Tsy ho rovi-damba ririnina anie isika mianakavy, tsy ho vaky vovonana fahavaratra, tsy ho vilam-bava vokatra ovy, tsy ho petakorona voky sifotra, tsy ho fotsy volom-bava voky ronono fa ho ampoky ny soa sy ny tsara.
soanja
1
01/01/70
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0371 seconds