Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -16 - 3 amin'ny 3| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 3 | 30/09/05 | Ny manan-dray no anarina ka ny kamboty no mahazo aloha. | jentilisa |
| 2 | 11/06/09 | kamboty tia toaka ; ny harena lany, ny tena tsy misy mananatra | bobone |
| 1 | 09/09/10 | Hady vomangan'ilay kamboty, ka heviny ihany ny lany manta. | soanja |