Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 19/09/05 | Ikotokely milalao kary ka ny filalaovana ihany ny ahy fa ny kary an-dRafotsibe | Avahi |
| 3 | 02/01/08 | ny kary no nagalatra akoho ka ny saka no voatapa-drambo | elyzo |
| 2 | 08/09/10 | akoho tia hady ka mankaloza ny kary. | soanja |
| 1 | 08/09/10 | Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana. | soanja |